<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 21:7 | Now a certain man of the servants of |
Ary ny mpisorona nanome azy mofo masina; fa tsy nisy mofo teo, afa-tsy ny mofo aseho, izay nalainy teo anatrehan' i Jehovah, mba hasiana mofo mafana tamin' ny andro nanesorana azy. | Dia nomen' ny mpisorona mofo voahasina izy, fa tsy nisy mofo hafa teo afa-tsy ny mofo aseho, izay efa nesorina teo anoloan' ny Tompo mba hosoloana ny mofo mafana amin' ny fotoana fanesorana azy. | Alors le prêtre lui donna ce qui avait été consacré, car il n' y avait pas d' autre pain que le pain d' oblation, celui qu' on retire de devant |