<-
->

Mts / Mpits 16:31 Then his brethren and all the house of his father came down, and took him, and brought him up, and buried him between Zorah and Eshtaol in the buryingplace of Manoah his father. And he judged Israel twenty years. Ary nidina ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy rehetra, dia naka ny fatiny ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan' i Zora sy Estaola tao amin' ny fasan' i Manoa rainy. Ary izy efa nitsara ny Isiraely roa-polo taona. Dia nidina ny rahalahiny mbamin' ny mpanakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan' i Saraà sy Estaola, amin' ny fasan' i Manoe rainy. Roapolo taona no nitsarany an' Israely. Ses frères et toute la maison de son père descendirent et l' emportèrent. Ils remontèrent et l' ensevelirent entre Çoréa et Eshtaol dans le tombeau de Manoah son père. Il avait jugé Israël pendant vingt ans.