<-
->

2Pe / 2P 3:15 And account that the longsuffering of our Lord is salvation; even as our beloved brother Paul also according to the wisdom given unto him hath written unto you; Ary ny fahari-pon' ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr' i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy, Minoa fa ny haelan' ny fandeferan' ny Tompontsika dia ho an' ny famonjena anareo, toy ny nanoratan' i Paoly rahalahy malalantsika taminareo koa, araka ny fahendrena nomena azy. Tenez la longanimité de notre Seigneur pour salutaire, comme notre cher frère Paul vous l' a aussi écrit selon la sagesse qui lui a été donnée.