<-
->

2Kr / 2Kor 10:1 Now I Paul myself beseech you by the meekness and gentleness of Christ, who in presence am base among you, but being absent am bold toward you: Ary ny tenako, izaho Paoly, dia mananatra anareo amin' ny hamoram-panahy sy ny fandeferan' i Kristy, dia izaho, izay manetry tena, hono, raha eo anatrehanareo, fa sahy aminareo kosa, raha tsy eo. Ary ny tenako, izaho Paoly, mihanta aminareo noho ny halemem-panahy sy ny hatsaram-pon' ny Kristy, dia izaho izay manetry tena aminareo, hono, raha eo anatrehanareo, fa sahy aminareo kosa nony tsy eo. C' est moi, Paul en personne, qui vous en prie, par la douceur et l' indulgence du Christ, moi si humble avec vous face à face, mais absent, si hardi à votre égard.