<-
->

1Kr / 1Kor 3:4 For while one saith, I am of Paul; and another, I am of Apollos; are ye not carnal? Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an' i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an' i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo? Raha ny iray hanao hoe: Izaho an' i Paoly, ny iray kosa hanao hoe: Izaho an' i Apolo: moa tsy olombelona ihany va hianareo amin' izany? Fa inona àry Apolo, ary inona koa Paoly? Lorsque vous dites, l' un : " Moi, je suis à Paul ", et l' autre : " Moi, à Apollos ", n' est-ce pas là bien humain ?