<-
->

1Kr / 1Kor 3:22 Whether Paul, or Apollos, or Cephas, or the world, or life, or death, or things present, or things to come; all are your' s; na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; dia anareo izany rehetra izany; fa anareo ny zavatra rehetra, na Paoly, na Apolo, na Sefasy, na izao tontolo izao, na fiainana na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny na ny zavatra ho avy: anareo avokoa izany rehetra izany; soit Paul, soit Apollos, soit Céphas, soit le monde, soit la vie, soit la mort, soit le présent, soit l' avenir. Tout est à vous ;