<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 28:8 | And it came to pass, that the father of |
Ary nararin' ny tazo sady nivalan-drà ny rain' i Popilo; ary Paoly niditra teo aminy ka nivavaka sady nametra-tanana taminy, dia nahasitrana azy. | Nasian' ny tazo sy ny fivalanan-drà ny rain' i Pobliosa, ka nihonaka teo am-pandriana. Lasa namangy azy tao i Paoly, dia nanao fivavahana sy nametra-tànana taminy ka nahasitrana azy. | Justement le père de |