<-
->

Asa 28:6 Howbeit they looked when he should have swollen, or fallen down dead suddenly: but after they had looked a great while, and saw no harm come to him, they changed their minds, and said that he was a god. Ary ny olona kosa nanampo azy hivonto, na hikarapoka ho faty tampoka; fa rehefa niandry ela izy ka nahita fa tsy nisy na inona na inona nanjo an' i Paoly, dia niova saina izy ka nanao hoe: andriamanitra io. Niandry ihany ny tompon-tany izay hahita azy mivonto, na hiankapoka maty tampoka; nefa nony hitany fa tsy naninon-tsy naninona akory izy, dia niova indray ny heviny, ka vaky nilaza hoe: Isan' ny andriamanitra io. Ils s' attendaient à le voir enfler ou tomber raide mort. Après avoir attendu longtemps, voyant qu' il ne lui arrivait rien d' anormal, ils changèrent d' avis et se mirent à dire que c'était un dieu.