<-
->

Asa 28:30 And Paul dwelt two whole years in his own hired house, and received all that came in unto him, Ary Paoly nitoetra roa taona ngarangidina tao an-trano nohofany ka nandray tsara izay rehetra nankeo aminy, Nitoetra roa taona nipaka tao amin' ny trano anankiray nohofàny i Paoly; ary nandray tsara an' izay rehetra nankao aminy. Paul demeura deux années entières dans le logis qu' il avait loué. Il recevait tous ceux qui venaient le trouver,