<-
->

Asa 28:3 And when Paul had gathered a bundle of sticks, and laid them on the fire, there came a viper out of the heat, and fastened on his hand. Dia namory kitay hazo iray trotroana Paoly ka nanohoka izany teo amin' ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin' ny afo ka niraikitra tamin' ny tànany. Dia mba nanangona kitay hazo iray trotroana koa i Paoly; kanjo nony nanohoka izany teo amin' ny afo, dia indrý nisy menarana anankiray voasinton' ny hafanana, ka niantsampy tamin' ny tànany. Comme Paul ramassait une brassée de bois sec et la jetait dans le feu, une vipère, que la chaleur en fit sortir, s' accrocha à sa main.