<-
->

Asa 27:9 Now when much time was spent, and when sailing was now dangerous, because the fast was now already past, Paul admonished them, Ary rehefa lany ny andro maro, sady sarotra ny fandehanan-tsambo tamin' izany, satria efa afaka ny Andro Fifadiana, dia nananatra azy Paoly Nony afaka andro maromaro, dia tsy nahatoky intsony ny mandeha an-tsambo, fa efa lasa ny andro fifadiana, ka notoroan' i Paoly hevitra ny mpiantsambo, Il s'était écoulé pas mal de temps, et la navigation était désormais périlleuse, car même le Jeûne était déjà passé. Paul les en avertissait :