<-
->

Asa 27:43 But the centurion, willing to save Paul, kept them from their purpose; and commanded that they which could swim should cast themselves first into the sea, and get to land: Fa ny kapiteny ta-hamonjy an' i Paoly, dia nisakana azy tsy hanao izay nokasainy; fa izay nahay nilomano no nasainy hirotsaka aloha ka hilomano ho any amin' ny tany, nefa tsy navelan' ny kapiteny hanao izany izy ireo noho ny fitiavany hamonjy an' i Paoly. Izay nahay nilomano aloha no nasainy hirotsaka hiakatra eny an-tanety, Mais le centurion, qui voulait sauver Paul, s' opposa à leur dessein. Il donna l' ordre à ceux qui savaient nager de se jeter à l' eau les premiers et de gagner la terre ;