<-
->

Asa 27:33 And while the day was coming on, Paul besought them all to take meat, saying, This day is the fourteenth day that ye have tarried and continued fasting, having taken nothing. Ary raha mbola tsy nazava ny andro, dia niangavy tamin' ny olona rehetra Paoly mba hihinan-kanina ka nanao hoe: Anio no fahefatra ambin' ny folo andro niandrasanareo, sady nahari-noana ianareo ka tsy nihinana. Nony nazava ratsy ny andro, dia namporisika ny olona rehetra hihinan-kanina i Paoly, nanao hoe: Anio fahefatra ambin' ny folo andro niaretanareo ny fifadian-kanina, sady tsy nitendry hanina akory hianareo. En attendant que parût le jour, Paul engageait tout le monde à prendre de la nourriture. " Voici aujourd' hui quatorze jours, disait-il, que, dans l' attente, vous restez à jeun, sans rien prendre.