<-
->

Asa 27:3 And the next day we touched at Sidon. And Julius courteously entreated Paul, and gave him liberty to go unto his friends to refresh himself. Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran' i Jolio an' i Paoly, fa navelany hankany amin' ny sakaizany izay hiahy azy izy. Nony ampitso dia tonga tany Sidòna izahay. Ary tsara ny nitondran' i Joliosa an' i Paoly, fa navelany hankany amin' ny sakaizany sy handray zavatra avy amin' ireny izy. Le lendemain, nous touchâmes à Sidon. Julius fit preuve d' humanité à l'égard de Paul en lui permettant d' aller trouver ses amis et de recevoir leurs bons offices.