<-
->

Asa 27:24 Saying, Fear not, Paul; thou must be brought before Caesar: and, lo, God hath given thee all them that sail with thee. ka nanao hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan' i Kaisara ianao; ary, indro, efa nomen' Andriamanitra anao ny olona rehetra izay miaraka aminao. nanao hoe: Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika an' i Sezara hianao, ary indro efa nomen' Andriamanitra anao izay rehetra miara-miantsambo aminao. et il m' a dit : "Sois sans crainte, Paul. Il faut que tu comparaisses devant César, et voici que Dieu t' accorde la vie de tous ceux qui naviguent avec toi. "