<-
->

Asa 27:21 But after long abstinence Paul stood forth in the midst of them, and said, Sirs, ye should have hearkened unto me, and not have loosed from Crete, and to have gained this harm and loss. Ary rehefa tsy nihinan-kanina ela izy ireo, Paoly dia nitsangana teo afovoany ka nanao hoe: Ry tompokolahy ô, tsara raha ho nihaino ahy ianareo ka tsy niala tany Kreta, mba tsy ho nahitana izao fahasimbana sy fatiantoka izao. Ary nony ela no nifadian-kanina, dia nitsangana teo afovoan-dry zareo Paoly, ka nanao hoe: Ry sakaiza, tsara raha nihaino ahy hianareo, ka tsy niala tao Kreta, mba tsy hiharan' izao loza amam-patiantoka izao. Il y avait longtemps qu' on n' avait plus mangé ; alors Paul, debout au milieu des autres, leur dit : " Il fallait m'écouter, mes amis, et ne pas quitter la Crète ; on se serait épargné ce péril et ce dommage.