<-
->

Asa 23:6 But when Paul perceived that the one part were Sadducees, and the other Pharisees, he cried out in the council, Men and brethren, I am a Pharisee, the son of a Pharisee: of the hope and resurrection of the dead I am called in question. Ary rehefa fantatr' i Paoly fa Sadoseo ny sasany, ary ny sasany kosa Fariseo, dia niantso teo amin' ny Synedriona izy ka nanao hoe: Ry rahalahy, izaho dia Fariseo, zanaky ny Fariseo; ny amin' ny fanantenana sy ny fitsanganan' ny maty no itsarana ahy. Nony fantatr' i Paoly fa Sadoseana ny sasany tamin' izay teo ary Farisiana ny sasany, dia niantso teo amin' ny Sanedrina izy nanao hoe: Ry rahalahy, izaho dia Farisiana, zanaky ny Farisiana, ary ny amin' ny fanantenantsika ny hitsanganan' ny maty no itsarana ahy. Paul savait qu' il y avait là d' un côté le parti des Sadducéens, de l' autre celui des Pharisiens. Il s'écria donc dans le Sanhédrin : " Frères, je suis, moi, Pharisien, fils de Pharisiens. C' est pour notre espérance, la résurrection des morts, que je suis mis en jugement. "