<-
->

Asa 23:33 Who, when they came to Caesarea and delivered the epistle to the governor, presented Paul also before him. Rehefa tonga tany Kaisaria ireo, dia nanolotra ny taratasy tamin' ny mpanapaka sady nanolotra an' i Paoly ho eo anatrehany koa. Rahefa tonga tany Sezarea izy ireo, dia natolony ny governora ny taratasy, ary narosony teo anatrehany koa i Paoly. Arrivés à Césarée, les cavaliers remirent la lettre au gouverneur et lui présentèrent Paul.