<-
->

Asa 23:3 Then said Paul unto him, God shall smite thee, thou whited wall: for sittest thou to judge me after the law, and commandest me to be smitten contrary to the law? Ary hoy Paoly taminy: Andriamanitra mba hamely anao, ry rafi-bato voalalotra fotsy; fa ianao va mipetraka hitsara ahy araka ny lalàna, nefa asainao kapohina tsy araka ny lalàna aho? ka hoy Paoly: Hokapohin' Andriamanitra tokoa hianao, ry rindrina voalalotra fotsy, fa mipetraka eto hitsara ahy araka ny Lalàna hianao, nefa mampamely tehamaina ahy tsy ara-dalàna. Alors Paul lui dit : " C' est Dieu qui te frappera, toi, muraille blanchie ! Eh quoi ! Tu sièges pour me juger d' après la Loi, et, au mépris de la Loi, tu ordonnes de me frapper ! "