<-
->

Asa 23:18 So he took him, and brought him to the chief captain, and said, Paul the prisoner called me unto him, and prayed me to bring this young man unto thee, who hath something to say unto thee. Koa dia nandray azy ilay kapiteny ka nitondra azy ho any amin' ny mpifehy arivo, dia nanao hoe: Paoly mpifatotra niantso ahy hankeo aminy ka nangataka ahy hitondra ity zatovo ity hanketo aminao, fa manan-teny holazaina aminao, hono, izy. Dia noraisin' ny kapiteny razazalahy, nentiny tany amin' ny komandy, ka hoy izy: Niangavian' i Paoly mpifatotra hitondra an-drazazalahy ity ho atý aminao aho, fa misy zavatra holazainy aminao, hono. Le centurion le prit donc et l' amena au tribun. " Le prisonnier Paul, dit-il, m' a appelé et m' a prié de t' amener ce jeune homme, qui a quelque chose à te dire. "