<-
->

Asa 23:17 Then Paul called one of the centurions unto him, and said, Bring this young man unto the chief captain: for he hath a certain thing to tell him. Ary Paoly niantso ny kapiteny anankiray hankeo aminy ka nanao hoe: Ento mankany amin' ny mpifehy arivo ity zatovo ity, fa manan-teny holazaina aminy izy. Dia niantso anankiray tamin' ny kapiteny i Paoly ka nanao taminy hoe: Ento kely ity tovolahy ity ho any amin' ny komandy, fa misy zavatra holazainy aminy. Appelant un des centurions, Paul lui dit : " Conduis ce jeune homme au tribun ; il a quelque chose à lui communiquer. "