<-
->

Asa 23:14 And they came to the chief priests and elders, and said, We have bound ourselves under a great curse, that we will eat nothing until we have slain Paul. Ary izy nankany amin' ny mpisoronabe sy ny loholona ka nanao hoe: Efa niozona sy nianiana izahay fa tsy hanandran-javatra na inona na inona ambara-pamononay an' i Paoly. Dia lasa nanatona ny lehiben' ny mpisorona sy ny loholona izy, ka nanao hoe: Efa nianiana mafy izahay fa tsy hanendry hanina raha tsy efa nahafaty an' i Paoly. Ils allèrent trouver les grands prêtres et les anciens, et leur dirent : " Nous nous sommes engagés par anathème à ne rien prendre avant d' avoir tué Paul.