<-
->

Asa 23:10 And when there arose a great dissension, the chief captain, fearing lest Paul should have been pulled in pieces of them, commanded the soldiers to go down, and to take him by force from among them, and to bring him into the castle. Ary rehefa nitabataba be ihany izy, dia natahotra ny mpifehy arivo, fandrao hifandroritan' ny olona Paoly ka ho samatsamaka, dia nasainy nidina ny miaramila mba haka azy an-keriny hiala teo ampovoany ary mba hitondra azy ho any anati-rova. Vao mainka nitombo anefa ny fifandirana. Efa nataon' ny komandy hotetehin' ny olona teo mihitsy Paoly, ka nasainy nidina ny miaramila haka azy an-kery teo afovoan' ny vahoaka, sy hitondra azy ho any anaty rova. La dispute devenait de plus en plus vive. Le tribun, craignant qu' ils ne missent Paul en pièces, fit descendre la troupe pour l' enlever du milieu d' eux et le ramener à la forteresse.