<-
->

Asa 17:22 Then Paul stood in the midst of Mars' hill, and said, Ye men of Athens, I perceive that in all things ye are too superstitious. Ary Paoly nitsangana teo afovoan' i Areopago ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako fa amin' ny zavatra rehetra dia fatra-pivavaka amin' ny andriamanitrareo indrindra ianareo. Dia nitsangana teo afovoan' i Areopaza Paoly ka nanao hoe: Ry lehilahy Ateniana, hitako amin' ny zavatra rehetra etoana fa olona fatra-pivavaka loatra hianareo. Debout au milieu de l' Aréopage, Paul dit alors : " Athéniens, à tous égards vous êtes, je le vois, les plus religieux des hommes.