<-
->

Asa 17:19 And they took him, and brought him unto Areopagus, saying, May we know what this new doctrine, whereof thou speakest, is? Ary ireo naka azy, dia nitondra azy ho any Areopago ka nanao hoe: Moa mba mahazo mahafantatra izany fampianarana vaovao lazainao izany izahay? Dia nalain' izy ireo i Paoly, ka nentiny tany amin' ny Areopaza, nilazany hoe: Mba azonay fantarina va re izao fampianarana vaovao lazainao izao e? Ils le prirent alors avec eux et le menèrent devant l' Aréopage en disant : " Pourrions-nous savoir quelle est cette nouvelle doctrine que tu enseignes ?