<-
->

Asa 17:15 And they that conducted Paul brought him unto Athens: and receiving a commandment unto Silas and Timotheus for to come to him with all speed, they departed. Ary izay nanatitra an' i Paoly dia nitondra azy nankany Atena; ary rehefa nahazo teny holazainy amin' i Silasy sy Timoty izy mba hankanesan' izy roa lahy any aminy faingana, dia lasa nandeha ireo. Niaraka tamin' i Paoly hatrany Atena ry zareo nanatitra azy; rahefa izany dia nohafaran' i Paoly handefa an' i Silasy sy Timote hanatona azy faingana izy ireo, dia lasa. Ceux qui escortaient Paul le conduisirent jusqu'à Athènes et s' en retournèrent ensuite avec l' ordre pour Silas et Timothée de le rejoindre au plus vite.