<-
->

Asa 17:14 And then immediately the brethren sent away Paul to go as it were to the sea: but Silas and Timotheus abode there still. Ary niaraka tamin' izay dia nasain' ny rahalahy nandeha hatrany amoron-dranomasina Paoly; fa Silasy sy Timoty kosa dia mbola nijanona teo ihany. Niaraka tamin' izay, dia nampandehanin' ny rahalahy Paoly hankany amoron-dranomasina, fa Silasy sy Timote no nijanona tao Berea. Alors les frères firent tout de suite partir Paul en direction de la mer ; quant à Silas et Timothée, ils restèrent là.