<-
->

Asa 16:37 But Paul said unto them, They have beaten us openly uncondemned, being Romans, and have cast us into prison; and now do they thrust us out privily? nay verily; but let them come themselves and fetch us out. Fa hoy Paoly taminy: Efa nokapohiny tsy voatsara teo amin' ny miharihary izahay, kanefa Romana izahay, ka nataony tao an-tranomaizina, ary ankehitriny moa mamoaka anay mangingina va izy? Tsia, fa aoka izy ihany ho hankatý hamoaka anay. Fa hoy Paoly taminy: Lehilahy Romana izahay, nefa sady nokapohina ampahibemaso tsy voatsara no natao an-tranomaizina koa indray, ka dia ho azony havoaka an-tsokosoko fotsiny izao ve? Tsy azo atao izany, fa aoka ny tenany no hankatý handefa anay. Mais Paul dit aux licteurs : " Ils nous ont fait battre en public et sans jugement, nous, des citoyens romains, et ils nous ont jetés en prison. Et maintenant, c' est à la dérobée qu' ils nous font sortir ! Eh bien, non ! Qu' ils viennent eux-mêmes nous libérer. "