<-
->

Asa 16:36 And the keeper of the prison told this saying to Paul, The magistrates have sent to let you go: now therefore depart, and go in peace. Ary ny mpiandry tranomaizina nilaza izany teny izany tamin' i Paoly hoe: Ireo governora efa naniraka handefa anareo, koa ankehitriny mivoaha ianareo ka mandehana soa aman-tsara. Dia nolazain' ny mpiambina ny tranomaizina tamin' i Paoly izany teny izany. Naniraka handefa anareo ny lehibe, hoy izy, koa mivoaha ankehitriny, ary mandehana soa aman-tsara. Celui-ci rapporta ces paroles à Paul : " Les stratèges ont envoyé dire de vous relâcher. Sortez donc et allez-vous-en. "