<-
->

Asa 16:3 Him would Paul have to go forth with him; and took and circumcised him because of the Jews which were in those quarters: for they knew all that his father was a Greek. Koa tian' i Paoly ho entiny miaraka aminy izy; dia nalainy izy ka noforany noho ny Jiosy tany amin' izany tany izany, satria fantatr' izy rehetra fa jentilisa rainy. ka tian' i Paoly hoentina miaraka aminy; dia nalainy izy ka noforany, noho ny Jody izay nitoetra tamin' izany tany izany, satria fantatr' izy rehetra fa jentily ny rainy. Paul décida de l' emmener avec lui. Il le prit donc et le circoncit, à cause des Juifs qui se trouvaient dans ces parages ; car tout le monde savait que son père était grec.