<-
->

Asa 16:17 The same followed Paul and us, and cried, saying, These men are the servants of the most high God, which shew unto us the way of salvation. Izy nanaraka an' i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon' Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena. Rafitra nanaraka anay sy Paoly izy io, sady niantso hoe: Ireto lehilahy ireto no mpanompon' Andriamanitra Avo indrindra, izay hanoro anareo ny làlam-pamonjena. Elle se mit à nous suivre, Paul et nous, en criant : " Ces gens-là sont des serviteurs du Dieu Très Haut ; ils vous annoncent la voie du salut. "