<-
->

Asa 15:36 And some days after Paul said unto Barnabas, Let us go again and visit our brethren in every city where we have preached the word of the Lord, and see how they do. Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin' i Barnabasy: Andeha isika hiverina hamangy ny rahalahy any amin' ny tanàna rehetra izay efa nitoriantsika ny tenin' ny Tompo, hahitantsika izay toetrany. Nony afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin' i Barnabe: Andeha indray isika hamangy ny rahalahy any amin' ny tanàna rehetra efa nitoriantsika ny tenin' ny Tompo, hahitantsika izay toetrany. Quelque temps après, Paul dit à Barnabé : " Retournons donc visiter les frères dans toutes les villes où nous avons annoncé la parole du Seigneur, pour voir où ils en sont. "