<-
->

Asa 14:18 And with these sayings scarce restrained they the people, that they had not done sacrifice unto them. Nefa na dia nilaza izany aza izy, dia saiky tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy. Tamin' izay dia nisy Jody tonga avy tany Antiokia sy Ikonioma, nanome fo ny vahoaka, ka nitora-bato an' i Paoly izy ireo, sy nitarika azy ho any ivelan' ny tanàna, satria nataony ho efa maty izy. C' est à peine s' ils réussirent par ces paroles à empêcher la foule de leur offrir un sacrifice.