<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 13:7 | Which was with the deputy of the country, |
izay nitoetra tao amin' i Serygio Paolo, governoran' ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an' i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin' Andriamanitra. | izay nitoetra tao amin' ny governora Serjio Paoly lehilahy hendry. Nampanalain' ity governora i Barnabe sy Paoly, fa naniry handre ny tenin' Andriamanitra izy. | qui était de l' entourage du proconsul |