<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 5:2 | Now there is at |
Ary misy farihy any Jerosalema, eo akaikin' ny vavahadin' ondry, izay atao amin' ny teny Hebreo hoe Betesda, misy fialofana dimy. | Ary any Jerosalema ao akaikin' ny vavahadin' ny ondry, dia misy dobo anankiray atao hoe Betesdà amin' ny teny hebrio, izay misy trano heva dimy. | Or il existe à |