<-
->

Jao / Jo 19:17 And he bearing his cross went forth into a place called the place of a skull, which is called in the Hebrew Golgotha: ary Izy nitondra ny hazo fijaliany, dia nankany amin' ny tany atao hoe Ikarandoha, izay atao amin' ny teny Hebreo hoe Golgota. Nentin' i Jeso ny hazo fijaliana, dia tonga teo amin' ny toerana atao hoe Kalvery izy, na hoe Golgota amin' ny teny hebrio. Et il sortit, portant sa croix, et vint au lieu dit du Crâne - ce qui se dit en hébreu Golgotha -