<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 10:6 | And the children of |
Ary ny Zanak' Isiraely nandeha niala tamin' ny fantsakan' i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan' i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy. | Niala tao Berota-Bene-Jakàna ny zanak' Israely hankany Moserà. Tao no nahafatesan' i Aarona sy nandevenana azy; Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy. | Les |