<-
->

Lio / Lk 10:2 Therefore said he unto them, The harvest truly is great, but the labourers are few: pray ye therefore the Lord of the harvest, that he would send forth labourers into his harvest. Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin' izany mangataha amin' ny Tompon' ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra. Ary hoy izy tamin' izy ireo: Be ny vokatra, fa ny mpijinja no vitsy; koa mangataha amin' ny tompom-bokatra mba hanirahany mpiasa hijinja ny vokany. Et il leur disait : " La moisson est abondante, mais les ouvriers peu nombreux ; priez donc le Maître de la moisson d' envoyer des ouvriers à sa moisson.