<- -> |
[King James Bible] Book of Habakkuk |
[Baiboly 1865] Habakòka |
[Baiboly Katolika] Habakòka |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Habaquq |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Hab 3:3 | Tamy avy any Temana Andriamanitra, Dia ny iray Masina avy any an-tendrombohitra Parana. [Sela] Manarona ny lanitra ny voninahiny, Ary manenika ny tany ny fiderana Azy. | Tamy avy any Temàna Andriamanitra, ary avy any an-tendrombohitra Faràna ilay Masina (Selà). Nanarona ny lanitra ny fiandrianany; ary nameno ny tany ny voninahiny. |