<-
->

Nom / Fan 8:3 And Aaron did so; he lighted the lamps thereof over against the candlestick, as the Lord commanded Moses. Dia nataon' i Arona izany, fa nampirehetiny ny jiro mba hahazava ny eo anoloan' ny fanaovan-jiro, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Dia nataon' i Aarona izany, napetrany eo amin' ny anoloan' ny fanaovan-jiro ny lalampy araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Ainsi fit Aaron. Ils disposa les lampes sur le devant du candélabre, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.