<-
->

Nom / Fan 33:1 These are the journeys of the children of Israel, which went forth out of the land of Egypt with their armies under the hand of Moses and Aaron. Ary izao no nandehan' ny Zanak' Isiraely, izay nentin' i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta araka ny antokony. Izao no nitobian' ny zanak' Israely nony nivoaka avy tany amin' ny tany Ejipta, araka ny antokony avy, ambanin' ny fitondran' i Moizy sy Aarona. Voici les étapes que parcoururent les Israélites lorsqu' ils furent sortis du pays d'Égypte selon leurs unités, sous la conduite de Moïse et d' Aaron.