<-
->

Nom / Fan 3:9 And thou shalt give the Levites unto Aaron and to his sons: they are wholly given unto him out of the children of Israel. Ary homenao an' i Arona sy ny zananilahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin' ny Zanak' Isiraely ireo. Hatolotrao ny Levita ho an' i Aarona sy ny zanakalahiny: dia ho voatolotra mihitsy ho azy izy ireo eo amin' ny zanak' Israely. Tu donneras à Aaron et à ses fils les Lévites, à titre de "donnés" ; ils lui seront donnés par les Israélites.