<-
->

Nom / Fan 3:39 All that were numbered of the Levites, which Moses and Aaron numbered at the commandment of the Lord, throughout their families, all the males from a month old and upward, were twenty and two thousand. Ny tontalin' izay nalamina avy tamin' ny Levita, dia izay nalamin' i Mosesy sy Arona araka ny didin' i Jehovah, avy tamin' ny fokony, ny lahy rehetra hatramin' ny iray volana no ho miakatra, dia roa arivo amby roa alina. Roa arivo sy roa alina no tontalin' ny Levita voaisa tamin' ny fanisana nataon' i Moizy, araka ny nandidian' ny Tompo azy, dia ny lehilahy rehetra hatramin' ny iray volana no ho miakatra, araka ny fianakaviany azy. Le total des Lévites recensés, que Moïse dénombra par clans sur l' ordre de Yahvé, le nombre des mâles depuis l'âge d' un mois et au-dessus, fut de vingt-deux mille.