<-
->

Nom / Fan 23:8 How shall I curse, whom God hath not cursed? or how shall I defy, whom the Lord hath not defied? Hataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin' Andriamanitra? Ary hataoko ahoana no fisahato izay tsy nosahatoin' i Jehovah? Hataoko ahoana no fanozona raha tsy manozona Andriamanitra? Hataoko ahoana no fahatezitra raha tsy mitezitra Iaveh? Comment maudirais-je quand Dieu ne maudit pas ?Comment fulminerais-je quand Yahvé ne fulmine pas ?