<-
->

Nom / Fan 17:7 And Moses laid up the rods before the Lord in the tabernacle of witness. Ary raha niangona hanome tsiny an' i Mosesy sy Arona ny fiangonana, dia nijery ny trano-lay fihaonana izy, ka, indro, nanarona azy ny rahona, ary niseho ny voninahitr' i Jehovah. Fa raha ilay nivory hanohitra an' i Moizy sy Aarona iny ny fiangonana, dia nitodika ny trano lay fihaonana Moizy sy Aarona, ka indro fa nanarona an' io ny rahona ary ny voninahitry ny Tompo niseho. Or, comme la communauté s' attroupait contre Moïse et Aaron, ceux-ci se tournèrent vers la Tente du Rendez-vous. Voici que la Nuée la recouvrit et que la gloire de Yahvé apparut.