<-
->

Nom / Fan 16:17 And take every man his censer, and put incense in them, and bring ye before the Lord every man his censer, two hundred and fifty censers; thou also, and Aaron, each of you his censer. Ary samia maka ny fitondrana fony avy ianareo rehetra, ka asio ditin-kazo manitra eo anatiny, ary samia mitondra ny fitondran' afony avy ianareo rehetra ho eo anatrehan' i Jehovah, dia fitondran' afo dimam-polo amby roan-jato; dia ianao sy Arona samy hitondra ny fitondran' afony avy. Samia maka ny fanembohanareo hianareo; ka asio zava-manitra, ary samia mitrondra ny fanembohanareo ho eo anatrehan' ny Tompo dia ho fanembohana dimampolo sy roan-jato izany; ary hianao sy Aarona koa dia samy hitondra ny fanembohanareo. Que chacun prenne son encensoir, y mette de l' encens, et que chacun apporte son encensoir devant Yahvé - deux cent cinquante encensoirs. Toi et Aaron aussi, apportez chacun votre encensoir. "