<-
->

Nom / Fan 13:26 And they went and came to Moses, and to Aaron, and to all the congregation of the children of Israel, unto the wilderness of Paran, to Kadesh; and brought back word unto them, and unto all the congregation, and shewed them the fruit of the land. Dia nankeo amin' i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, tany an-efitra Parana izy, dia tany Kadesy, ka nitondra teny taminy sy ny fiangonana rehetra sady naneho azy ny vokatry ny tany. Tonga izy, dia nanatona an' i Moizy sy Aarona, mbamin' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, tao Kadesy tany an' efitra Faràna. Nanao filazana taminy sy tamin' ny fiangonana rehetra izy ireo ary naneho ny vokatry ny tany taminy. Ils allèrent trouver Moïse, Aaron, et toute la communauté d' Israël, dans le désert de Parân, à Cadès. Ils leur firent leur rapport, ainsi qu'à toute la communauté, et leur montrèrent les produits du pays.