<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 1:3 | From twenty years old and upward, all that are able to go forth to war in |
dia ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona. | hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, dia ny lehilahy rehetra amin' Israely izay mahatam-piadiana. Hianao sy Aarona no hanisa azy araka ny isan-tokony avy; | Tous ceux d' |