<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 1:5 | I will break also the bar of |
Hotorotoroiko koa ny hidin' i Damaskosy, ary hofoanako tsy hisy mponina ny lohasahan' i Avena, ary Bet-edena tsy hisy hitana tehina fanapahana; Ary ny vahoakan' i Syria dia ho lasan-ko babo any Kira, hoy Jehovah. | Homontsaniko ny hidin' i Damasa, haringako ny mponina ao Bikata Avena, ny mitana ny tehim-panjakana any Beta-Edena; ary ho entina babo ho any Kira ny vahoaka any Siria, hoy Iaveh. | je briserai le verrou de |