<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 4:6 | Therefore made I a decree to bring in all the wise men of |
Ry Beltesazara, lehiben' ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin' ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin' ny nofy mbamin' ny heviny. | Ry Baltasara, lehiben' ny mpahay taratasy ô, fantatro fa ao aminao ny fanahin' ireo andriamanitra masina, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao; ka ambarao ahy ny fahitana hitako tamin' ny nofy, mbamin' ny heviny. | " |